Global Voices dia fikasana tsy mitady tombom-barotra ho any filazan-kevitra eran-tany, izay noforinâny Berkman Center for Internet and Society, ao Harvard Law school. Io foibe io dia fikambanana ho any fandaliana sy fifankalozan-kevitra mombany vokatry sy vesatry Internet eo aminâny lafinâny fiaraha-monina.
Manangona, mampiseho ary mampivoitra ny fifampiresahana antserasera manerantany ny Globalvoices online sady mamoaka ny vaovaon ny toerana sy vahoaka tsy voaresaky ny fampahalalambaovao hafa.
Izahay dia miasa mba anavao ireo fitaovana, orinasa, sy serasera mba hanome feo ny mponina eranâizao tontolo izao.
Rehefa nokajiana fa aman-tapitrisa ny olona mibilaogy eran-tany, dia ahoana no iarovanao aminâny filazana sy serasera diso tafahaotra? Ahoana no isivananao sy afantaranao anâireo mpibilaogy manana ny maha izy azy, ary manana vesatra eo anivony nasionaly, indrindra moa fa ireo miaina ivelanâny tanà nao?
Ireo authors, regional blogger-editors and translators eran-tany, izay nanaiky iasa maimaim-poana no hanoro sy hanilo anao aminâny tontolonâny blogo.
Ireo olona mafana fo ireo dia mpibilaogy izay miaina aminâny toerana sy tanà na maro samihafa. Nasainay izy ireo iasa ho mpanampy an-tsoratra na mpandray anjara am-pilazan-kevitra, satria ry zareo ireo no noheverinay fa mahazo ny fitsipihana, fahamarinana ny filazan-kevitra, dinidinika sy famakafakana apetraky ny mpibilaogy isanâandro, na laharan-teny izany, na sary, sarimihetsika â na izay rehetra mety ho fitaovana ampelezan-kevitra aminâny Internet.
Manampy anay izy ireo manome dikany any izany rehetra izany, sy manazava ny soso-kevitra atolotry ny mpibilaogy, izay tsy hita na re aminâny filazan-kevitra mahazatra.
Tsidio ny sokajy Links , izay ametrahan-dry zareo isanâandro tetezana aminâireo bilaogy 5 na 10, voatsikaritra sy voatsara fa tena mitondra fiovà na sy soso-kevitra hafa-kely eo anivony ny tanà nany . Ao anaty ny sokajy Weblog kosa, dia ahitanao tsetsatsetra lava kokoa, izay apetraky ny translators, editors, sy ny mpiasa maimaimpoana, mombanâny fasahiranany ny mpibilaogy eran-tany eo anivony ny tanindrazany tsirairay avy.
Ho fanampinâity website ity dia nanorina fandaharana hoe â Advocacyâ i Global Voices entina manampy ny olona hilaza ny heviny, na dia voageja tsy afa-miteny noho ny fanjakana na fahefana tsy mamela azy ireo anao izany.
Global Voices dia nanangana fandaharana hafa koa izay atao hoe Rising Voices entina amporisika sy anome fahafahana ireo olona izay tsy hita na re ampahabe maso, mba ilaza ny heviny. Global Voices dia voadika translated aminâny alà lanâny Lingua project aminâireto teny manaraka ireto:
- Bangla
- Chinese (Traditional & Simplified)
- Farsi
- French
- Spanish
- Portuguese
- Arabic
- Malagasy
(Mbola ho avy ny fandikana aminâny teny: German, Hindi, Japanese)
Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany
- Y sin embargo, algunos todavÃa creemos que un mejor paÃs es posible
Tohiny »