2008-10-24
Afganistana:Fandriampahalemana …
Na dia voizina mafy indray aza aminâizao fotoana ny momba anâi Afganistana aminâny fampahalalam-baovao any Etazonia, dia isanâizay raharaha goavana saro-bahà na ho anâny firenena izy ity. Na tsy hiresaka izay hitanâi Azar Balkhi ho fahalemenâny âVondrona miara-diaâ mba hifehy ny fifanenjehana ara-poko ka niantsoany fanafihana anâhabakabaka aza.
Resaka tsy azo idifiana ...
2008-10-05
Jamaika:Fisaonam-pirenena
Iray volana sy tapany lasa izay dia firenena ravo sy tretrika i Jamaika raha nankalaza ny fandresena azonâireo mahery fo Olaimpikany. Taminâity herinandro ity, dia firenena iray fanina no nisaona taminâny nahità na ny vatana tsy nisy lohanâilay tovovavy kely Ananda Dean novinavinaina ho eo aminâny 11 taona eo efa ...
2008-09-30
Venezoela:Noroahin'ny Filoha Chavez ny Fikambanana Tsy Miankina Human Rights Watch
Miaramila maro mirongo fiadiana no nalefa hisambotra an'i José Miguel Vivancos, mpitondra tenin'ny Fikambanana Tsy Miankina Iraisam-pirenena Human Rights Watch, ary nandroaka azy hiala an'i Venezoela ora vitsivitsy taorian'ny nanaovany tatitra nandritra ny fihaonana iray tamin'ny mpanao gazety, âFolo taona nitondran'i Chavez : Tsy fifandeferana ara-politika sy fotoam-bery maina ho ...
2008-09-23
Shina: Misedra olana ny “Vita avy any Shina”
Tsy mitsaha-mitombo isanâandro ny hatezerana vokatrâilay vovo-dronono voapoizina. Ankoatry Sanlu (ä¸é¹¿), ny fandraharahà na ankapobeny misahana ny fanaraha-maso ny kalitao, ny Fitsirihana ary ny Fisorohana eto aminâny Repoblika Entim-bahoakanâi Shina koa (å家質檢總å±) dia nampahafantra taminâny 16 septambra fa ampahadiminâny mpamokatra vovo-dronono natao ho anâny zazakely eto aminâny firenena no voarohirohy aminâilay ...
2008-09-17
Shina sy Taïwan : Hatezerana vokatry ny vovo-dronono voapoizina vita avy any Shina
Ireo vokatra vovo-dronono, novokarin'ny vondron'orinasa Sanlu ï¼ä¸é¹¿ï¼ avy any Shina, dia tsikaritra fa voapoizina tamin'ny alalan'ny melamine taorian'ny nahità na fa zaza an-jatony no narary tratry ny vato any amin'ny voa [amin'ny teny anglisy] (calculs rénaux). Zaza iray tany amin'ny faritany sinoa ao Gansu no maty noho izany.
25 taonina tamin'ny vovo-dronono ...
2008-09-10
Maraoka: Mpitoraka blaogy nosamborina, avy hatrany dia voasazy
Androany maraina (Alatsinainy 8 septambra 2008), navoakan'ny tranonkala mpampahalà la vaovao Hespress [amin'ny teny Arabo] fa nosamborina tany an-trano fonenany tao Agadir ilay mpitoraka blaogy Mohammed Erraji.Lahatsoratra iray momba ny Hespress nosoratan'i Mohammed Erraji [amin'ny teny Arabo]no toa niaingan'ny fisamborana, nefa samy tsy nisy nanamarina, na ilay fisamborana, na ny fifandraisana ...
2008-09-07
Oman:Ramadany hafa kely
Hisaina angamba ianao hoe ny tontolonâny fitorahana bolongana avy aty Oman tao ho ato dia nifantoka betsaka taminâny resa-pivavahana sy ny iray volana masinâny Ramadany, nefa somary mahazendana ihany fa betsaka aminâireo hafatra no tsy misy ifandraisany velively aminâny Ramadany.
I Muscat Confidential mpitoraka blaogy mpandranitra [aminâny teny anglisy] dia ...
2008-09-05
Ezypta : Miarahaba tonga soa ny volana masinâny Ramadany
Ny volana masinâny Ramadany, nanomboka ny Alatsinainy teo, dia manana ny tsirony manokana any Azypta, ka noravà hana hifanaraka aminâizany ny lalà m-be rehetra.Mpitoraka blaogy iray no maneho ny lokony sy mitondra antsika eo anivonâizany fankalazà na izany
Vehivavy ezyptiana iray mpitoraka blaogy SaSa no mitanisa ao aminâny blaoginy Stories from the Past (Ny ...
2008-09-03
Moyen-Orient : Momba sy manohitra ny fandaharana amin'ny fahitalavitra mandritry ny Ramadany
Vao manomboka ny volan'ny Ramadany izao ary ireo mpijery fahitalavitra miteny arabo dia samy efa tsindrian-daona miandry izay fandaharana haroson'ny fahitalavitra voaomana ho amin'izany ny hariva. Ireo mpitoraka blaogy jordaniana, saodiana sy ny avy any Barheïn dia mifanpizara ny fomba fijeriny manodidina ireo fandaharana be mpanaraka mandritry ny Ramadany.
Avy any ...
2008-08-15
Osetia Atsimo:Naka tà haka an'i Kosovo ve?
Raha nanambara samirery ny fizakan-tenany i Kosovotaminâny 17 febroary 2008, dia nizarazara be ihany ireo fiorenena maro manerantany ny aminâny maha-aradrariny na tsia iny fihetsika iny Aminâizao fotoana izao, 45 aminâireo firenena 192 mpikambana ara-dalà na ao aminâny Firenena Mikambana no nankato tanteraka ny Repoblikanâi KosovoSinganina aminâizany ny firenena maromaro ...
Kôlômbia: Diam-pahafahana manerantany
- Y sin embargo, algunos todavÃa creemos que un mejor paÃs es posible
Tohiny »