Location via proxy:   [ UP ]  
[Report a bug]   [Manage cookies]                

The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Colombia Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Colombia

2008-10-06

Sport

Ao amin'ny Good Times in Medellin (fotoana mahafinaritra ao Medellin), no anoratan'i Medellin Travel fa manana olona vaovao azo atao fitaratra ny ankizy Kolombiana: 26 taona ilay mpilalao star Camilo Villegas, izay nahazo ny matoam-baovaon'ny haino aman-jery raha nandrombaka ny BMW Championship PGA Golf Tour tamin'ny volana lasa, izay vao sambany ho an'ny Kolombiana.

2008-09-07

Law

Camilo Uribe no manoratra momba ny dosie MP3 nosintonina tamin'ny fomba tsy ara-dalàna ao amin'ny vohikalan'ny polisy Kolombiana [es], ary taorian'izay dia nampiasa tenimiafina ry zareo hanaronana izany, fa tsy nesoriny ny dosie. Nitranga izany rehefa namotika dvd piraty 70 000 tao an-tanànan'i Medellin ry zareo.

2008-08-14

Niteraka resa-be ilay horonan-tsary nahitana Kolombiana nanafika fianankaviana iray tany ShilyVideo post

Voamarina fa mpifindra-monina Kolombiana 10 nanafika fianankaviana avy ao Però avy namonjy fety tao Iquique (any Shily) tamin'ny 3 Aogositra 2008 lasa teo no hita tamin'ny horonan-tsary iray nalaina tamin'ny finday. Araka io horonan-tsary io ihany dia vato sy kibay no nampiasain'izy ireo nidarohana ilay fianankaviana, ary tsy nahatsiaro tena ...

2008-07-03

Kôlômbia : Hanonerana izay fotoana very izay

Tienen Huevo mankalaza ny fanafahana an-dRamatoa Ingrid Betancourt izay nalain'ny Mpiady anaty akatan'ny FARC ary notazoniny an-keriny [nandritra ny 2318 andro] any Kôlòmbia : Bienvenida Ingrid... Estamos a la espera de recuperar el tiempo perdido... “Tongasoa Ingrid... Tsy andrinay ny hanonerana izay fotoana very izay... ” [FANAMPIM-PANAZAVANA : kandida ho filoham-pirenena, nalain'ny mpiady ...

2008-03-09

Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra

Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny mpanao blaogy ny Rising Voices. Nomena erin-andro ny mpiblaogy anoratra tononkalo momba ny andriambavilanitra: Tononkalo 10 no ...

2008-01-04

Avia jereo ny poezian’ireo bilaogera vaovao hilazany izay any anatiny any

Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy avokoa aloha ny teny tsirairay avy manerantany, hampitany ny tomany, na izany, hilazany fa mifaly na mijaly, ary entina hanambarana ny ...

2008-01-02

Enimbolana voalohan’ny Rising Voices

Tahaka antsika efa vonona ny hiditra ao amin’ny taona 2008, dia hankalaza ny fahaenimbolana voalohany nisiany ny Rising Voices. Isaorana indrindra ny fahalalaha-tanan’ny Fanorenana John S. sy James L. Knight nahafahan’ny Rising Voices nanolotra fanampiana madinika ireo tetikasa fampiroboroboana ny fantsom-panomezam-baovaon’olom-pirenena dimy miorina any Bangladesh, India, Sierra Leone, Bolivia, ary ...

2007-12-31

Americas: Tamberina nandritra ny taona

Plan Colombia and Beyond no manao tamberina mitsinjara isam-bolana tamin'ny zava-dehibe nitranga tao Kolombia sy Amerika Latina nanditra ny taona 2007. Eduardo Avila